Entry | mpanelirà (ely, ra) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana omena ny lalandra izay manely ny ra avy any amin' ny fo eran' ny tena manontolo, antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe aritera; raha mpanelira no tapaka, dia ra mena midorehitra no mivoaka ary mifantsitsitra mitsitapitapy ny fandehany [1.1] | |
Analogs | mpamerindrà | |
Updated on 2020/07/31 |