|
|
|
|

Entry1  bibimora
Elementary words  2  biby, mora
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazam-bibilava malemy fanahy ka izany no nahatonga ny anarany; somary volontany ny volony fa ny ambany kibony mipentina fotsy vasobasoka [1.1]
Explanations in English  5  [mora, gentle.] A species of small, brown, harmless snake. Same as bibindramahavaly [1.2]
Examples  6  Tsy bibilava fa bibimora tsy manan-tongotra hitsipaka. [1.281#ilayatodiorokorokasyireompandroakasarety]
7  Ka raha nisy bibimora novonoina tsy afa-manohitra, raha nisy adala nambakaina tsy afa-mitsara, raha nisy lohasaha mangina tsy nisy mpanatrika [2.296#]
Synonyms  8  bibindramahavaly#mg.n

Updated on 2024/06/22