Entry | moramora (mora) | ||||
Part of speech | adjective or adverb | ||||
Explanations in Malagasy | Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana Malefaka, malemy: Mitenena moramora Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany [1.1] | ||||
Explanations in English | Easy; slow Easily; slowly [1.7] | ||||
Explanations in French | Facile; lent Facilement, aisément, doucement, lentement [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Anagrams | maromaro, moramora, romaroma |
Updated on 2023/02/25 |