Entry (1/2) | 1 mivolo |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manana endrika, tarehin-...: Mahafinaritra ery~ ny mijery ny masoandro mivolom-bolamena, rehefa madiva hilentika iny! ~ Mivolon' andro ririnina izany andro izany |
Explanations in English |
4 [1.7] to have the appearance of |
Explanations in French |
5 [1.8] avoir l'apparence de |
Examples |
6 [2.470] mivolom-boatavo ny hodi-tavany, ary hita eny ny mahazazamena azy noho ny fihetsiky ny tongotra aman-tanany. |
Root | 7 volo |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mivolo |
Entry (2/2) | 19 mivolo |
Part of speech | 20 active verb |
Explanations in Malagasy |
21 [1.78] [Bara]
mihaingo taretra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |