|
|
|
|

Entry1  mivavaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitsaoka sy mangataka amin' Andriamanitra: Tsy azo itokiana ny olona tsy mivavaka
Explanations in English  4  [1.7] to pray, to worship
Explanations in French  5  [1.8] prier, aller à la messe ou au culte
Examples  6  [2.470] mivavaka amin' ny fitenin-drazany sy ny fomba mahazatra azy
7  [2.48] Raha mivavaka, dia Ampandrana no voalohany, dia i Merimanjaka
Root  8  vavaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Titles  13  Inona hay ny mivavaka (Olsen T.)
Proverbs  14  Proverbs containing the word mivavaka

Updated on 2024/12/11