|
|
|
|

Entry1  mitolona (tolona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy [1.1]
4  Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny [1.1]
5  Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika [1.1]
6  manao tolona [1.78]
Examples  7  mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Synonyms  12  mifampitolona
Analogs  13  Mibeda, mangeja, mangia, mamia, mamihina
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mitolona

Anagrams  16  mitolona, tolomina

Updated on 2023/01/20