|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamihina (fihina)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba [1.1]
Explanations in English  4  to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
5  to press, to clasp, to clutch [1.7]
Explanations in French  6  serrer, embrasser [1.8]
Examples  7  ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314#]
8  Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mamia, mangia, mangeja, mangehy, mambeda, manotrona, mambomba, manomba, manohona, mibeda, mangaika
Compound words 

Entry (2/2)15  mamihìna (fihina)
Part of speech  16  imperative of active verb mamihina
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]
Tables and plates  19  All the active imperatives

Anagrams  20  mamihina, mamihìna, mihamina, mihamìna, mamihina, mamihìna, mihamina, mihamìna

Updated on 2023/09/13