|
|
|
|

Entry1  mamia (fia)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy [1.1]
4  Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay [1.1]
5  Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1]
Explanations in English  6  to squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2]
Examples  7  Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy. [2.857#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word mamia

Updated on 2023/01/20