Entry (1/2) | 1 mitokona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mihenahena, midongy, tsy mety mandeha: Mitokona ireto omby ireto Mihenahena tsy mety miasa: Mitokona ny mpampianatra arỳ Ambohitsitononina |
Examples |
4 [2.470] Mampisaraka ny ranobe ho vaky roa sy telo indray kosa ireo nosin-tanikely toa sambo fefika, toa fiara mitokona. 5 [2.471] Nisalasala ny hanatrika izany sy ny hitokona ao an-trano aho, kanjo dia lasa ihany. |
Root | 6 tokona |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 11 mitokòna |
Part of speech | 12 imperative of active verb mitokona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] |
Explanations in French |
14 [1.3] |
Root | 15 tokona |
Anagrams | 16 ikotonam, itokonam, manotoky, miantoko, mikotona, mitokòna, mitokona, nitokoam, notamiko, tomaniko |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |