Entry |
tokona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. [1.1]
|
Explanations in French | Action de préparer, de disposer tout pour la cuisson des aliments [1.3]
|
Derivatives |
|
Entry |
tokona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin' ny toerana misy ny tena; fihenahenana tsy mety miasa [1.1]
|
Explanations in French | Entêtement, opiniâtreté, action de rester à la même place [1.3]
|
Derivatives |
|
|