Entry | 1 mitahiry |
Root | 2 tahiry |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy 5 Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra 6 Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny 7 Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [1.1] |
Explanations in English |
8 to keep, to take care of, to guard [1.7] |
Explanations in French |
9 conserver, garder [1.8] |
Examples |
10 Ny tatavia dia kitapo mitahiry ny amany. [2.424#] 11 Avoahy haingana re, Andriamatoa, raha misy fa mitahiry loza! [2.643#] 12 mitahiry tsiambaratelo mavesatra ny toerana maro any an' ala. [2.472#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mitahiry |
Updated on 2023/10/06 |