Entry | 1 tahiry |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra sarobidy na vola angonina amin' ny toerana iray hitsinjovana ny ho avy; rakitra: Nolaniny ny tahirin-dray aman-dreniny 4 Fitandremana na fitanana ainin' ny toerana iray: Hataoko tsara tahiry ireo bokinao ireo fa aza matahotra [1.1] 5 fitsitsiana; ambim-bava [1.13] |
Explanations in English |
6 something saved up [1.7] |
Explanations in French |
7 ce qu'on économise, thésaurise [1.8] 8 économie; épargne, stock; mémoire [1.13] |
Examples |
9 Be ihany ny tahiry navelany, nefa dia fongana tsy nisy horaisina intsony. [2.470] 10 Nanana tahiry kely ihany aho, nandritra ny niasako teny amin' i s/s "Chantilly" [2.471] |
Vocabulary |
11 Economy: finances, management |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word tahiry |
Anagrams | 22 ahitry, tahiry |
Updated on 2023/06/24 |