|
|
|
|

Entry1  miretsidretsika
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandre volivoly
Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity
(valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina
Root  4  retsidretsika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  miretsika

Updated on 2024/12/11