Entry | 1 miretsika |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandre volivoly Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina |
Root | 4 retsika |
Morphology |
|
Synonyms | 8 miretsidretsika |
Compound words |
|
Anagrams | 10 itsikeram, kemaritsy, marikitse, miretsika, mitsikerà, mitsikera, tsikeraim |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |