Entry | 1 miretsidretsika |
Root | 2 retsidretsika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandre volivoly 5 Mihahohaho be dia be mihetsiketsika: Miretsidretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity 6 (valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsidretsika vao maraina [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 miretsika |
Updated on 2023/01/05 |