|
|
|
|

Entry1  miraraka
Root  2  raraka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary
Explanations in English  5  [1.7] to spill; to fall off; to be scattered
Explanations in French  6  [1.8] se répandre; se désagréger
Examples  7  [2.470] Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
8  [2.296] na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word miraraka

Updated on 2024/12/11