Entry | 1 miraoka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maka sy manongotra ahitra amin' ny vava toy ny fanaon' ny omby, ondry, sns...: Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia; / miraoka ahitra tsy mba voky, mimaona foana, lavi-mpanoina (F. Rai.) |
Explanations in English |
4 [1.2] to eat grass as cattle. 5 [1.7] to crop grass (of cattle, etc.) |
Explanations in French |
6 [1.8] brouter l'herbe; être misérable |
Root | 7 raoka |
Morphology |
|
Zoonyms |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miraoka |
Anagrams | 13 akoraim, akoriam, amariko, amirako, amokary, marikao, miraoka, miroaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |