Entry | 1 miraoka ahitra |
Elementary words | 2 miraoka, ahitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny biby mamivitra ny ahitra amin' ny vavany 5 olona sahirana izaitsizy mikarokaroka izay hevitra hahafahana amin' ny fahasahiranana [1.1] |
Vocabulary |
6 Zoology: (in general) |
Updated on 2023/12/07 |