|
|
|
|

Entry (1/2)1  mijadona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany
4  [1.13] manao zoro mahitsy
Explanations in French  5  [1.3#289] être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide
6  [1.13] perpendiculaire
Examples  7  [2.996#] fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
8  [2.245#] Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana;
Vocabulary  9  Mathematics: geometry
Root  10  jadona
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)16  mijadòna
Part of speech  17  imperative of active verb mijadona [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3#289]
Root  20  jadona

Anagrams  21  ijadonam, mijadòna, mijadona, mijodaña

Updated on 2025/04/13