|
|
|
|

Entry (1/2)1  mijadona (jadona)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Mathematics: geometry
Explanations in Malagasy  4  Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
5  Manao zoro mahitsy [1.13]
Explanations in French  6  être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3#289]
7  Perpendiculaire [1.13]
Examples  8  fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996#]
9  Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)15  mijadòna (jadona)
Part of speech  16  imperative of active verb mijadona
Tables and plates  17  All the active imperatives

Anagrams  18  mijadona, mijodaña

Updated on 2023/02/19