|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihorirana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana
Explanations in English  4  [1.7] to be placed on edge
Explanations in French  5  [1.8] être placé sur son bord ou son côté
Examples  6  [2.472] Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra.
Root  7  horirana
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihorirana

Entry (2/2)15  mihoriràna
Part of speech  16  imperative of active verb mihorirana [Full list]
Explanations in French  17  [1.3]
Root  18  horirana

Anagrams  19  ihoriranam, mihoriràna, mihorirana

Updated on 2025/04/19