|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihorirana (horirana)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka 4  Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1]
Explanations in English  5  to be placed on edge [1.7]
Explanations in French  6  être placé sur son bord ou son côté [1.8]
Examples  7  Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihorirana

Entry (2/2)14  mihoriràna (horirana)
Part of speech  15  imperative of active verb mihorirana
Explanations in French  16  [1.3]
Tables and plates  17  All the active imperatives

Anagrams  18  mihorirana, mihoriràna, mihorirana, mihoriràna

Updated on 2023/01/20