|
|
|
|

Entry1  hambahamba (hamba)
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fisalasalana, tsy fahavononana ka miahotrahotra: Aza matahotra fa hataoko tsy misy hambahamba io 4  fiatoatoana raha miteny. 5  mihambahamba, misalasala, miahanahana, miahotrahotra, miherohero [1.1]
Explanations in English  6  indecision, hesitation [1.2]
Examples  7  Koa raha hanao hambahamba ianareo, ka ny ahy tsy asehonareo fa vilia aman-tapa-kazo amam-panaovan-jiro sy tongodatabatra sy vilany vy no asehonareo eto Antsahatsiroa, koa tsy ireny no ahy nalainareo fa fanakareo ireny, fa hafa ny ahy. [2.298#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  hamba

Updated on 2023/01/20