Entry (1/2) | 1 mibahana |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misabaka na maka toerana lehibe eo amin' ny toerana fandalovana ka manakana ny hafa tsy handeha: Misy taolana mibahana amin' ny tendako ato |
Explanations in English |
4 [1.2] to sit or stand on anything in a straddling manner. 5 [1.7] to stretch one's self out so as to block up the way; to straddle and block the way to prevent communication Fig. to be selfish. |
Explanations in French |
6 [1.3] S'écarter ou être écarté, faire barrière 7 [1.8] écarter les jambes pour barrer le chemin; faire barrière |
Examples |
8 [2.576] Ny renirano hatrizay tsy rototra Dia eo vao mainka indray toa miroanahana, Ny lalany, ohatra ny ho tototra, No miseho ho sakana mibahana. |
Root | 9 bahana |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mibahana |
Entry (2/2) | 15 mibahàna |
Part of speech | 16 imperative of active verb mibahana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
17 [1.1] |
Explanations in French |
18 [1.3] |
Examples |
19 [1.1] mibahàna eo ianao mba hisakana ireto ondry ireto 20 [1.3] mibahàna eo mba hisakana ny omby (Faites barrière là pour arrêter les bœufs) |
Root | 21 bahana |
Anagrams | 22 anambahy, ibahanam, manahiba, mibahana, mibahàna, mihabaña |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |