|
|
|
|

Entry (1/2)1  bahana
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  sitting or standing in a straddling manner. [1.2]
4  a straddling [1.7]
Explanations in French  5  Position des membres écartés, surtout des jambes [1.3]
6  position des jambes écartées [1.8]
Examples  7  Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472]
8  Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470]
Derivatives 
9  Active verbs :
10  Passive verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Proverbs  13  Proverbs containing the word bahana

Entry (2/2)14  bahana
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena [1.1]
Explanations in English  17  an impediment, a hindrance, a barrier. [1.2]
Explanations in French  18  barrière [1.3]
Derivatives 
19  Passive verbs :
Compound words 

Updated on 2020/07/31