Entry (1/3) | 1 miasa |
Root | 2 asa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in English |
4 to work [1.2, 1.7] 5 to till, to labour 6 In the provinces it means to count. [1.2] 7 to till the soil [1.7] |
Explanations in French |
8 travailler la terre; travailler [1.8] |
Examples |
9 - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona. [2.470] 10 Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa. [2.471] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miasa |
Entry (2/3) | 19 miasà |
Root | 20 asa |
Part of speech | 21 imperative of active verb miasa |
Examples |
22 Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy [1.1] |
Tables and plates |
23 All the active imperatives |
Entry (3/3) | 24 miasa |
Root | 25 asa |
Part of speech | 26 adjective |
Explanations in English |
27 sharpened, whetted. [1.2] |
Anagrams | 28 asima, maisa, miasa, miasà, samia, asima, maisa, miasa, miasà, samia |
Updated on 2023/08/11 |