Entry (1/2) | 1 hiasa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Sakalava]
kilalao, hira |
Entry (2/2) | 4 hiasa |
Root | 5 asa |
Part of speech | 6 future of active verb miasa |
Examples |
7 [2.4] hiasa koa anie no nahatongavanay ato ê! 8 [2.508] Nanangona olona haondrana hiasa any ivelany ny Frantsay. 9 [2.472] Raha tena reraka mitohy moa izy, hahavita hiasa hafiriana io. |
Anagrams | 10 ahasi, ahisa, asahy, haisa, hasai, hasia, hiasa, sahia |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |