|
|
|
|

Entry1  miala safay
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (manaoalasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
Explanations in English  4  [1.2] to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake.
5  [1.7] to work for appearance's sake only
Explanations in French  6  [1.8] travailler pour la bonne forme seulement
Elementary words  7  miala, safay
Synonyms  8  manao alasafay, misafay
Proverbs  9  Proverbs containing the word miala safay

Updated on 2025/02/02