Entry | metaly | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra [1.1] | ||||
Explanations in English | Metal [1.7] | ||||
Explanations in French | Métal [1.3, 1.8] | ||||
Vocabulary | Chemistry | ||||
Compound words |
| ||||
Origin | French: métal. | ||||
Analogs | mineraly ~ vy ~ valovoka ~ varahina ~ varahimaitso ~ vifotsy ~ fanitso ~ firaka ~ firapotsy ~ firamainty ~ halimo ~ volavelona ~ volafotsy ~ volamena ~ andriamby ~ taimby | ||||
Anagrams | lematy, metaly |
Updated on 2020/07/31 |