|
|
|
|

Entry1  volavelona
Elementary words  2  vola, velona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  karaza-metaly sarobidy, tsiranoranony fa tsy mivongana ny toetrany, ary anaovana ireo fitaovana fitsapana hafanana na fitsapana ny havesatry ny aera [1.1]
5  karazana metaly fotsy miranoka [1.13]
Explanations in English  6  quicksilver, mercury [1.7]
Explanations in French  7  mercure [1.3, 1.5, 1.8, 1.13]
International  8  Hg [3.1]
Vocabulary  9  Chemistry
Tables and plates  10  Periodic Table

Updated on 2024/08/31