Entry (1/2) | 1 varahina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 karaza-metaly menamena azo anjahina ary azo taritina ho tariby izay ampiasaina betsaka, indrindra amin'ny fampitana ny herim-baratra amin'ny elektrisite. [1.1] 4 metaly mora fisahina sy folesina [1.13] |
Explanations in English |
5 copper, brass [1.7] |
Explanations in French |
6 cuivre, bronze [1.8] 7 cuivre [1.5, 1.13] |
International |
8 Cu [3.1] |
Examples |
9 Niaraka aminy, nisy bala varahina iray boaty baoritra. [2.472] |
Vocabulary |
10 Chemistry |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Tables and plates |
16 Periodic Table |
Article |
17 Randzavola: varahina ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly) |
Entry (2/2) | 18 Varahina |
Elementary words | 19 varahina |
Part of speech | 20 name (toponym) |
Vocabulary |
21 Geography: towns |
Tables and plates |
22 Full list |
Anagrams | 23 harivàna, Varahina, varahina, harivàna, Varahina, varahina |
Updated on 2024/08/31 |