|
|
|
|

Entry (1/2)1  menakely
Elementary words  2  mena, kely
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe)
Explanations in French  5  [1.431#14] fief seigneurial
6  [1.11] terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...]
Examples  7  [2.69#79] Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka;
8  [2.508#408] Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe.
Synonyms  9  vodivona
Analogs  10  menabe
Compound words 

Entry (2/2)12  menakely
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina
Examples  15  [2.472#131] Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona.
16  [2.470#101] Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka.
Vocabulary  17  Economy: food
Compound words 

Anagrams  19  kelimena, menakely

Updated on 2025/02/02