Entry (1/2) | 1 menakely |
Elementary words | 2 mena, kely |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 (taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona. (Jereo menabe) [1.1] |
Explanations in French |
5 fief seigneurial [1.431#14] 6 terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au Menabe, terres et sujets du domaine royal [...] [1.11] |
Examples |
7 Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69#79] 8 Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408] |
Synonyms | 9 vodivona |
Compound words |
|
Entry (2/2) | 11 menakely |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina [1.1] |
Examples |
14 Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472#131] 15 Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101] |
Vocabulary |
16 Economy: food |
Compound words |
|
Updated on 2023/11/20 |