Entry (1/4) | 1 meloka (heloka) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1] |
Explanations in English |
4 crooked [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 courbe [1.3#233, 1.8] |
Examples |
6 ny hazo meloka aza tambinana; [2.69#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 12 Proverbs containing the word meloka |
Entry (2/4) | 13 meloka (heloka) |
Part of speech | 14 adjective |
Explanations in Malagasy |
15 Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1] |
Explanations in English |
16 guilty, criminal, sinful [1.2] 17 guilty [1.7] |
Explanations in French |
18 coupable [1.3#233, 1.8] |
Examples |
19 Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka. [2.508#] 20 koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka. [2.654#] 21 Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy. [2.48] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 29 Proverbs containing the word meloka |
Entry (3/4) | 30 meloka (heloka) |
Part of speech | 31 adjective |
Explanations in Malagasy |
32 tezitra [1.78] |
Explanations in English |
33 angry, displeased [1.2] |
Entry (4/4) | 34 Melòka |
Part of speech | 35 name (biblical) |
Vocabulary |
36 Holy Scriptures |
Explanations in English |
37 Malluch [2.996] |
Explanations in French |
38 Malluk [2.996] |
Examples |
39 Benjamina, meloka, Samariasa; [2.996#] |
Biblical quotes | 40 Chapters and verses mentioning Melòka |
Tables and plates |
41 Full list |
Anagrams | 42 lemoka, lomake, maloke, meloka |
Updated on 2023/02/23 |