Entry | mavany (vany) | ||
Part of speech | adjective | ||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] masiaka, henjana [1.78] | ||
Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1] | |||
Explanations in French | Hardi, qui ose tout, fort [1.3] | ||
Synonyms | mavanivany | ||
Phytonyms |
| ||
Anagrams | manavy, mavany |
Updated on 2023/02/10 |