Entry | 1 henjana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Miridiridy mafy tsy milefitra: Henjana ny hatoko 4 Mafy, sarotra tanterahina: Henjana izany teny izany 5 Mahavizana: Henjana ity lalana ity [1.1] |
Explanations in English |
6 stiff; stretched tight; strict [1.7] |
Explanations in French |
7 raide [1.3, 1.8, 1.13] 8 tendu [1.3, 1.8] 9 fort, robuste, vigoureux: Henjana izy (Il est vigoureux) 10 fatigant: Henjana iny làlana iny (Ce chemin est fatigant) [1.3] 11 rigoureux [1.8] 12 rigide [1.13] |
Examples |
13 henjana ny tady (La corde est raide) [1.3] 14 Toa sady mamanala izy izany no henjana be. [2.117] 15 Nasiana lalàna henjana mifehy ny miaramila. [2.508] 16 fa tsy mba henjana tahaky ny any ny ampondra. [2.48] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word henjana |
Updated on 2024/01/15 |