|
|
|
|

Entry1  masiaka
Root  2  siaka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Tia mampijaly na mahita mijaly, tsy manana fangorahana
5  Manana tsiro manaikitra, malaholaho: Masiaka ny sakay [1.1]
Explanations in English  6  savage, cruel, fierce
7  figuratively: very pungent [1.2#569]
Explanations in French  8  cruel, violent, méchant; piquant, acerbe: Alika masiaka (Chien méchant) [1.5]
9  qui a un goût piquant, une saveur agressive
10  pour les animaux: cruel, féroce [1.196]
Examples  11  Ny tena sakay aloha dia efa tsy dia masiaka loatra intsony, fa ny ranony!... [2.471]
12  Toa masiaka amintsika loatra izany Andriamanitra Zanahary ankalazaintsika fa be fitia izany! [2.470]
Morphology 
13  Simple :
14  Imperative :
Derivatives 
15  Active verbs :
Analogs  16  ratsy fo, lozabe, mangidy, sakay kely rano, fo vato, mahery sata, tsy mifaditrovana, tsy mitondra roa, mamba noana, fon' Itrimo, tsy mamela mivalo, lian-dra
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  20  Proverbs containing the word masiaka

Anagrams  21  asimaka, masiaka

Updated on 2023/08/15