|
|
|
|

Entry (1/4)1  tory
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy
4  Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo
5  Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka)
6  Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory [1.1]
Explanations in French  7  incision, ligne
8  sillon pour séparer, pour déssécher les rizières
9  action de séparer les filaments du roFIa, du chanvre, de l'écorce du zoZOro [1.3#732]
10  (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. [1.196]
Derivatives 
11  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/4)16  tory
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana [1.1]
Explanations in French  19  dénonciation, accusation [1.3#732]
Derivatives 
20  Active verbs :
21  Passive verbs :
22  Names :
23  Adjectives :

Entry (3/4)24  tory
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra [1.1]
Explanations in French  27  prédication [1.3#732]
Compound words 

Entry (4/4)29  tory
Part of speech  30  noun
Explanations in Malagasy  31  torimaso [Taisaka] [1.78]
32  Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy [1.1]
Explanations in English  33  sleep [1.2]
Explanations in French  34  sommeil [1.3#731]
Examples  35  Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. [2.324]
Derivatives 
36  Active verbs :
37  Relative verbs :
38  Names :
Synonyms  39  torimaso
Compound words 

Anagrams  43  otry, tory

Updated on 2023/06/14