Entry (1/2) | 1 tanjaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Herim-batana: Nihena ny tanjak' io tovolahy io hatramin' ny nahapotrahany 4 Izay entinamanamafy zavatra: Tsy mba nanifisany akory ny volotsangana natao tanjany, fa nokapakapaina dia narafitra. (Fofombadiko, E.D. And.) 5 Fisehoan' ny vatana tsy misy manarona azy, boridana; hanja; hanjaka [1.1] |
Explanations in English |
6 strength [1.2, 1.7] 7 power, vigour, robustness. See Aina, HEry [1.2] 8 vigor [1.7] |
Explanations in French |
9 force [1.3, 1.8, 1.13] 10 vigueur [1.3, 1.8] 11 puissance [1.3, 1.13] 12 énergie, richesse 13 ce qui rend un édifice solide [1.3] 14 renfort, tuteur [1.13] |
Examples |
15 Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [2.470] 16 Ny fahatsiarovan' ny olona tanjaka sy fahasahiana eo amin' ny miara-monina aminy mantsy, arakaraka ny fari-pananany mitaha amin' ny an' ny hafa. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 25 tanjaka |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 (sens général : force, vigueur, puissance). Nom de plusieurs plantes réputées fortifiantes ou prises comme remède contre l'impuissance. Suivant les dialectes, surtout : 28 Anacolosa pervilleana Baill. (Oleaceae). Décoction des feuilles administrée aux convalescents, aux personnes affaiblies. [Bara] 29 Humbertoturraea sp. (Meliaceae), réf. Service Forestier 5924. Décoction très amère prise surtout contre l'impuissance. [Mahafaly] [1.196] |
Vocabulary |
30 Botany |
Scientific name |
|
Updated on 2023/08/16 |