Entry | 1 tomady |
Root | 2 tady |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Matanjaka, vory nofo, nofosana: Tovolahy tomady [1.1] |
Explanations in English |
5 strong, muscular [1.7] |
Explanations in French |
6 fort [1.3#718, 1.8] 7 musculeux [1.3#718] 8 costaud, robuste [1.8] |
Examples |
9 Mbola tena tanora sy tomady izy. [2.117#78] 10 Anisan' ny zaza salama sy tomady tokoa aho. [2.643#22] 11 Olona nofantenana tomady sy matanjaka daholo ireo! [2.472#178] |
Derivatives |
|
Updated on 2020/07/31 |