Entry | 1 marina raha tsy |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] enti-manamafy izay lazaina aorian' io teny io: Marina raha tsy naka ianao fa ny zanako mihitsy no nahita (manamafy fa naka mihitsy kosa ny fehezanteny) |
Elementary words | 4 marina raha, tsy |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |