Entry (1/2) | 1 marimarina |
Root | 2 marina |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 [1.3#435] Uni, vrai |
Examples |
5 [2.529] Mitady ny fasany no marimarina kokoa. |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 marimarina |
Root | 10 marina |
Part of speech | 11 adverb [Full list] |
Explanations in French |
12 [1.3#435] vraiment, en vérité |
Examples |
13 [2.529] Mitady ny fasany no marimarina kokoa. 14 [2.499] Lavinay marimarina izany, ry Neny Manga, ka aza tsiny. 15 [2.366] Matokia marimarina fa havana tokoa aho ary sakaiza tokoa. |
Morphology |
|
Anagrams | 19 amiramiran, marimarina, miramirana, namiramira |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |