|
|
|
|

Entry (1/4)1  manondrana
Root  2  ondrana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina
5  [1.13] mandefa entana any ivelan'ny firenena
Explanations in English  6  [1.2#463] to put goods on board.
Explanations in French  7  [1.3#466] embarquer quelqu'un ou quelque chose
8  [1.13] exporter
Examples  9  [2.366] Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy.
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/4)14  manondrana
Root  15  ondrana
Part of speech  16  active verb
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra
Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra
Explanations in English  18  [1.2#463] to show foolishness, to act the fool
Explanations in French  19  [1.3#466] être imbécile, faire le fou
commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense
Examples  20  [2.69] fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady;
Compound words 

Entry (3/4)22  manondràna
Root  23  ondrana
Part of speech  24  imperative of active verb manondrana [Full list]

Entry (4/4)25  manondràna
Root  26  ondrana
Part of speech  27  imperative of active verb manondrana [Full list]
Explanations in Malagasy  28  [1.1]
Explanations in French  29  [1.3#466] fais l'imbécile!

Anagrams  30  amondranan, anamondran, anandronam, anondranam, manañandro, manandrona, manandròna, manondràna, manondrana, namondrana, nanamondra, nanandroam

Updated on 2025/02/08