|
|
|
|

Entry1  mangotsokotsoka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany
Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka
Vocabulary  4  Health
Root  5  hotsokotsoka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
Synonyms  9  mangotsoka

Updated on 2024/12/11