|
|
|
|

Entry1  mangotsokotsoka
Root  2  hotsokotsoka
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsokotsoka ny tongotro izany
5  Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsokotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Vocabulary  6  Health
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mangotsoka

Updated on 2023/01/20