Entry | 1 mangidy hoditra |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] olon-doza sy efa nahavita ratsy tamin' ny mpiara-belona ka tsy tian' ny olona mainty; tsy tiam-bahoaka, tsy tian' ny tany ama-monina |
Explanations in English |
4 [1.7] unpopular |
Explanations in French |
5 [1.8] impopulaire |
Elementary words | 6 mangidy, hoditra |
Antonyms | 7 mamyhoditra |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |