|
|
|
|

Entry (1/2)1  mangarona (harona)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Misava izay ao anatin' ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io olona io 4  Manatsofoka ny tanana ao anaty...: Aza mangarom-bava 5  Mitondra hanina any am-bava amin' ny tanana: Tena fomba ratsy ny mangaron-tanana rehefa mihinana 6  Miditra amin' ny toerana iray mba hangalatra: Taloha heloka mahafaty ny mangaron-dapa 7  Mitady hahalala, mangaroka: Olona mangaron-dela anao izy fa mitandrema. [1.1]
Explanations in English  8  to feel with the hand, to grope, to take food with the hand from a plate. [1.2]9  to snatch with the hand [1.7]
Explanations in French  10  Fouiller, plonger la main ou quelque chose dans, porter la nourriture à la bouche avec la main, s’introduire, se faufiler, commettre un vol sacrilège: Nangarom-paosy tany an-tsena izy (Il a fouillé dans là poche de quelqu’un au marché pour voler) ~ Aza mangaron-tsobiky (Ne fouillez pas dans le panier) ~ Aza mangaron-tanana (Ne portez pas la nourriture à la bouche avec la main) ~ Nangaron-dapa izy (Il s’est introduit dans le palais pour voler) [1.3]11  fouiller avec la main [1.8]
Examples  12  ny ankizy kosa nifaliha-vanja eran'ny trano, ka nanantena ny hivimbinan-drainy zavatra, ka ny sasany mangarona ny paosiny, ny sasany misava ny tanany; [1.214#mg]
Morphology 
13  Present :
14  Past :
15  Future :
16  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)20  mangaròna (harona)
Part of speech  21  imperative of active verb mangarona
Explanations in Malagasy  22  [1.1]
Tables and plates  23  All the active imperatives

Anagrams  24  manarango, Mangarano, mangarona, mangaròna, ranomanga, manarango, Mangarano, mangarona, mangaròna, ranomanga

Updated on 2024/02/19