|
|
|
|

Entry1  mangarom-biby an-davaka
Elementary words  2  mangarona, biby, lavaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mitady loza izay tsy tokony ho avy akory
5  misikotra teny mbola tsy mivoaka akory noho ny tsy faharetana [1.1]
Analogs  6  saka matory ka alam-bolombava

Updated on 2023/06/16