|
|
|
|

Entry1  maneso (eso)
Part of speech  2  active verb
Vocabulary  3  Emotions
Explanations in Malagasy  4  Manao tsinontsinona, manebaka, manatsizarizary: Tsy tsara ny maneso ny mahantra [1.1]
5  Mihomehy, mamazivazy, mananihany, manaraby: Tezitra ny mpampianatra fa nisy naneso azy, hono, ny iray tamin' ny mpianany [1.1]
Explanations in English  6  to scorn, to mock [1.7]
Explanations in French  7  mépriser, se moquer de [1.8]
Examples  8  ary ny hoe "mihomehy", dia tsy hafa noho ny hoe "maneso" [1.38]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  manesoeso, manambany, manamavo, maniva, manivaiva, manizakizaka, mamingavinga, mamizaviza, manebaka, manabanty, manaraby, manakora, manondro molotra, manao potsa-molotra
Proverbs  14  Proverbs containing the word maneso

Anagrams  15  maneso, manose, mañose, masoñe

Updated on 2023/01/05