Entry 1/3 |
manerana
(erana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? [1.1]
|
Explanations in English | To fill, to pervade [1.7]
|
Explanations in French | Remplir, être dans toute l'étendue de [1.8]
|
Examples | Manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manerana |
Past : |
nanerana |
Future : |
hanerana |
|
|
Entry 2/3 |
manerana
(serana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manerana |
Past : |
nanerana |
Future : |
hanerana |
Imperative : |
maneràna |
|
|
Entry 3/3 |
maneràna
(serana)
|
Part of speech | imperative of active verb manerana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|